| Forum Home > General Discussion > Tongava daholo isika rehetra mba mitafatafa ato | ||
|---|---|---|
|
Site Owner Posts: 1 |
Bonjour, Lazao ny tapaka sy namana dia mba mitafatafa ato isika. -Ny chat efa mandeha io ambany io ahafahana miresaka . -Zarao ny sary sy video any amintsika mba ho hitan'ny namantsika. -Manokafa sujet mba iharahana miresaka,.......... Dia miandry ny soso-kevitra sy fanatsarana avy any amintsika koa. Dia mazotoa daholo | |
--
| ||